Teny iditra | 1 bika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia 4 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2] 6 a shape, form, figure, appearance [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 forme, conformation, mine [1.8] |
Ohatra |
8 Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131] 9 Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny bika io |
Tsanganana sy sary iray takila |
21 Bikan' ny tandrok' omby |
Fivaditsoratra | 22 bika, kiba |
Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18 |