Teny iditra | binango (bango) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voabango, bangoina: Tsy mba volo nobinango izao, ry Ketaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Passive of bango with infix [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Mis en touffes [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voabango | ||||||
Fivaditsoratra | binango, bingona, bongina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |