|
|
|
|

Teny iditra1  voabango
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy  3  [1.2] plaited in the form called bango
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#74] mis en touffes
Ohatra  5  [2.298#] Famisavisana ihany anefa izay, fitsikerana ara-tsaina: fa amin'ny tena kabary aman-dahateny, dia mifameno sy mifampiditra avokoa ireo fomba voabango rehetra ireo.
Voambolana  6  Fandram-bolo
Fototeny  7  bango
Tovy hevitra  8  binango

Fivaditsoratra  9  voabango, voabonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02