Teny iditra | bitro | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Biby fiompy fihinana sahala habe amin' ny saka, saingy lava sofina sy mihinana ahitra na zavamaniry. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A rabbit [1.2] | |||
A rabbit, a hare [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Lapin [1.3, 1.54, 1.8] | |||
Ohatra | Ny bitro dia mahagaga ny Malagasy loatra fa mbola tsy hitany, ka noheveriny ho voalavo makadiry.
[2.649] | |||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |||
Tovy hevitra | rabitro | |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Ny fihaviany | Anglisy: rabbit. | |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny bitro io | |||
Fivaditsoratra | bitro, botry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |