Teny iditra bokabe (boka, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Karazam-bahy fanaovana fingotra ny voany [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de boka et be : beaucoup) Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae). Latex abondant employé autrefois pour frauder les bonnes espèces de caoutchouc. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Marsdenia verrucosa

Teny iditra bokabe (boka, be)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] (de boka et be : beaucoup) Stephanotis floribunda Brongn. (Apocynaceae). Espèce introduite en Europe et cultivée comme plante décorative (jasmin de Madagascar). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Stephanotis floribunda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31