Teny iditra (1/2) | 1 bomba |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 mitovy hevitra amin' ny omba [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 6 bomba |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 Fahan-tafondro, izay bala lehibe misy vy sy vanja [1.1] 9 jereo baomba [1.62] 10 zavatra voavoatra natao handravana na handrehetana izay iantefany rehefa alefan' ny tafondro na milina hafa [1.62] |
Fanazavàna teny anglisy |
11 a shell, a bomb. [Eng. bomb] [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
12 bombe [Fr. bombe] [1.3] |
Ohatra |
13 Ary izao, dia vao nasiany ny Farantsay indray Mahanoro, ka maro no bomba nameliny tao [2.59] |
Voambolana |
14 Miaramila |
Tsipelina hafa | 15 baomba, baombo |
Fivaditsoratra | 16 bambo, bomba |
Nohavaozina tamin' ny 2021/10/15 |