|
|
|
|

Teny iditra1  borahina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Alaina ary vahana hisaratsaraka: Noborahin' ny Polisy ny entany tao an-tranony ka nahitana zavatr' olona maro
Ambara, aseho tsy misy afenina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] see boraka
Ohatra  5  [2.245#] fa tsy maintsy borahina hiaraha-mandinika;
6  [2.508#] borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
7  [2.347#68] Ny alahelo, tompoko, raki-malala, ka raha tsy amin' olon-tiana tsy borahina.
Fototeny  8  boraka
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  13  aboraka

Fivaditsoratra  14  borahina, haborany, hirobana, hobarain, hobarany, hobarina, iborahan, niboraha, noharabi, norabahi, robahany

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02