Teny iditra | 1 borahy |
Sokajin-teny | 2 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana borahina [Fitanisana] |
Ohatra |
3 [1.1] borahy amiko ny ao an-tsainao 4 [2.436#] Aza manao kirobo an-damba fa borahy ho hitan' olona (azo ampifandraisaina amin' ilay manao hoe: Mivarotra omby anaty ambiaty. |
Fototeny | 5 boraka |
Tsipelina hafa | 6 aborahy, aboraho, boraho |
Fivaditsoratra | 7 borahi, borahy, boriha, habory, hiroba, hobari, rabohy, rahibo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/19 |
![]() |