Teny iditra | 1 boriborina |
Fototeny | 2 boribory |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao boribory, tsy asiana motiny na ambiny kely mihoatra, na banga hofenoina: Boriborio ho ariary zato re ny vidin' itỳ latabatra nataonao folo amby zato itỳ [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 to be made round, to be made spherical, to be made circular [1.2#102] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on arrondit [1.3#90] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 11 boriborina, 12 robirobina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |