|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  botetaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny toerana iva sy ambany
Ny olona mipetraka amin' ny tany
Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona.
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Matoantenin' ny iharana :
6  Matoantenin' ny fameno :
7  Anarana :
8  Mpamaritra :

Teny iditra (2/2)9  botetaka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.196] Se dit des plantes qui poussent en touffes largement étalées mais de faible hauteur.
Voambolana  12  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  13  abotetak, botetaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21