Teny iditra (1/2) | 1 bozaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] vast in number, a multitude, a large mass |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] abondance, multitude |
Teny iditra (2/2) | 5 bozaka |
Sokajin-teny | 6 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Anarana ilazana ny karazan' ahitra ankapobeny: Lasa naka bozaka hatao kitay i Soa |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2] [Betsileo]
a grass. Andropogon gryllus, L. 9 [1.2] dried grass, which is used as fuel 10 [1.7] coarse grass; grass roofing |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.3] nom générique des herbes 12 [1.8] herbe; toiture de chaume 13 [1.196] Nom général des Graminées à chaumes durs résistants, employé à la confection des toitures. On appelait trano-bozaka (maison de chaume), la hutte très sommaire où étaient déposés jadis les enfants nés sous le signe d'adaoro (le taureau). On mettait ensuite le feu à cette hutte et la mère devait se précipiter pour arracher son enfant aux flammes ; après quoi, il était exorcisé. Par extension, tout ce qui croît en multitude par exemple l'expression bozaka aman'ahitra (littéralement : le chaume et l'herbe) désigne la populace, la foule, avec une nuance péjorative. Sont plus précisément connus sous ce nom les espèces de Graminées suivantes : Arundinella nepalensis Trin., Andropogon eucomus Nees ; Aristida adscensionis L. (Poaceae). [Merina] Imperata arundinacea Cirillo Nom illégitime = Lagurus cylindricus L. (Poaceae) [Sakalava] |
Ohatra |
14 Tapahina ny hazo sy ny bozaka. [2.445] 15 Ny lavaka nasiana azy, nasiana bozaka. [2.606] 16 Nanivatsiva tany anaty bozaka tany izy ireo. [2.442] |
Voambolana |
17 Haizavamaniry: ahitra |
Mpanahaka | 18 ahitra, akata |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny bozaka io |
Fivaditsoratra | 33 bozaka, zaboka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |