| Teny iditra | 1 bozaka aman' ahitra |
| Singan-teny | 2 bozaka, 3 amana, 4 ahitra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny vahoaka ankapobeny; ny zaza amam-behivavy, ny sarambabem-bahoaka, izay atao koa hoe valala tsy mandady harona
7 Ny valalatsimandadiharona, ny valalabemandry, ny sarambabembahoaka, ny sarambaben' ny kintana, ny vodiahitrarivo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 the common people, the multitude, the mob, the rabble
[1.2] 9 worthless [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 sans valeur (se dit d'un individu)
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|