Teny iditra dabodaboka (daboka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy beating, thumping, banging, drubbing [Richardson 1885]
Ohatra Lambo moa tia trongitrongy, ary Bemavo tia dabodaboka, ka amin' ireny trongitrony sy dabodaboka,ataony ireny no hahakasihany tsy nahy an-Ikelitsitohinina. [Andriamalala: Zazavavindrano]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31