Teny iditra | 1 dabokandro |
Singan-teny | 2 daboka, andro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Enti-milaza ny fiompiana omby atondraka, izany hoe asaina miraoka amin' ny tany be ahitra any an' efitra sy eny amin' ny andro fotsiny eny, ka matavy sy tonga vaventy (daboka). 5 [2.314#103] Ny hoe daboka dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] oxen that are to be fattened, but allowed to wander about when satiated with food |
Ohatra |
7 Ireo ve no mba saiky hanaovan' ialahy dabokandro? [2.643] 8 Ny hoe " daboka " dia matavy, vaventy, no heviny, ka ny dabokandro dia ilazana ny omby matavy tsy afahy fa homana sy ompiana mikarenjy eny amin'ny andro fotsiny eny any an'efitra. [2.314] |
Voambolana |
9 Toe-karena: fiompiana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |