Teny iditra dadanaivo (dada, ivo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy: Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23