|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  dada
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  fiantsoana na filazana ny ray niteraka: tsy hisaraka aminao aho, ry dada. / Nankaiza àry i dada izay?
4  teny entina manaja ny lehilahy be taona, tokotokony ho rain' ny tena: Hialoha lalana anao aho, ry dada, fa aza fady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  father, dad [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  père [1.8]
Ohatra  7  Manao ahoana i dada? [2.4#]
8  Nomen' i dada azy ny adiresiko. [2.472#]
9  Tao an-trano nivazavaza foana i dada. [1.369#]
Tovy hevitra  10  aba, ada, baba, ikaky, ray
Kamban-teny 
Lohateny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny dada io

Teny iditra (2/6)14  dada
Sokajin-teny  15  anarana
Voambolana  16  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  17  Dihy tsinjaka mitsamboamboatra arahin' ny amponga, izay fanaon' ny lehilahy ihany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18  a mode of dancing, in which the feet are made to imitate the beating of a drum [1.2]

Teny iditra (3/6)19  dada
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  adaladala [Tambahoaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  22  un peu fou, bête, cf. dahidahy [Tankarana] [1.19]
Tovy hevitra  23  dadoa

Teny iditra (4/6)24  Dada
Singan-teny  25  dada
Sokajin-teny  26  anarana (lohatenin' boky)
Voambolana  27  Haisoratra: boky
Mpanoratra  28  Solonomenjanahary Ranivoarisoa Eugénie Monique

Teny iditra (5/6)29  dada
Sokajin-teny  30  anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  31  hevi-mahazatra, hevi-tiana [1.66]

Teny iditra (6/6)32  dada
Sokajin-teny  33  anarana (lahy)
Fanazavàna teny frantsay  34  (fitenin' ankizy) soavaly [1.66]

Fivaditsoratra  35  Dada, dada, Dada, dada

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24