Teny iditra dadatoa (dada, toa)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay
¶ teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an uncle, esp. a mother's brother; [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay oncle, spéc. le frère ainé de la mère [Hallanger 1974]
Voambolana 

2012/11/01