Teny iditra | 1 dadatoa |
Singan-teny | 2 dada, toa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 teny iantsoana na ilazana ny lahimatoa amin' ny iray tampo amin' ny ray na ny reny: lasa androany nankany andafy ny dadatoanay 5 teny iantsoana (fa tsy ilazana) lehilahy lehibe heverina ho mendri-kaja: aoka re, ry dadatoa, fa marina ny teninao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 an uncle, esp. a mother's brother; [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 oncle, spéc. le frère ainé de la mère [1.8] |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Lohateny | 9 Anganon' i dadatoa : niainga hono, indray andro hono (Rabenandrasana Lalao François) |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/27 |