|
|
|
|

Teny iditra1  deka madinika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] manamboninahitra ambany laharana manampy amin' ny raharahan' ny Praiminisitra (taloha)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [madinika, small] a division of the aides-de-camp of the Prime Minister
Singan-teny  5  de, madinika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07