|
|
|
|

Teny iditra1  demôkrasia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.62#227] fahefan' ny vahoaka
fanjakana, fitondram-pirenena isehoan' ny fahefan' ny vahoaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [3.1] democracy
Fanazavàna teny frantsay  5  [3.1] démocratie
Ohatra  6  Maharitra roa na telo volana ny fandinihana azy io any amin' ny firenena anjakan' ny demokrasia. [4.27]
7  Ny demokrasia sy ny feni-kevitra momba ny Fanjakana tan-dalàna no fototra iorenan'ny Repoblika. [1.320]
Voambolana  8  Pôlitika
Mpanahaka  9  demokraty, demokratika

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12