Teny iditra | 1 demôkraty |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62#227] olona mandala ny demôkrasia |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] democrat |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] démocrate |
Ohatra |
6 [4.27] Raha izany no miseho, tsy misy demokraty hanohitra fifidianana, tsy hisy afaka handà ny didy avoakan' io fifidianana io. |
Voambolana |
7 Pôlitika |
Mpanahaka | 8 demokrasia, demokratika |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |