Teny iditra (1/2) | 1 manaderadera |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] mampisehoseho zavatra ho hita tsara |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] montrer quelque chose pour en tirer vanité |
Ohatra |
5 [1.1] Kevoka erỳ izy manaDEradera ny satrony vao novidina |
Fototeny | 6 deradera |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 11 manadera |
Teny iditra (2/2) | 12 manaderaderà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manaderadera [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fototeny | 15 deradera |
Fivaditsoratra | 16 anaderaderam, manaderaderà, manaderadera |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13 |
![]() |