|
|
|
|

Teny iditra1  diavolana
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahazavana avy amin' ny volana: Mahafinaritra ny diavolana mangoratsaka
misy volana: Diavolana ny andro
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [volana, the moon] moonlight. The former part of this word is probably from an obsolete root dia meaning brightness, purity, light. Comp. dio, zava. [Ar. Zaha, luxit splenduit; Heb. and Chal. ziv, splendour; Sansk. root div and dio, luxit, splenduit, from which is the Lat. divus and dues, as well as Jupiter (Joris), and the greek Zeus (Dios), dialos-deelos and delos, bright. Also the angels. Tiv; Goth. tius (cf. the Eng. Tuesday); Old Norweg. tyr (pl. tivar, gods), and Old German Zio is the same word]
5  [1.7] moonlight
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] clair de lune
Ohatra  7  [2.470] Sembanin-drahona ny fenomanana ka toa mampitamby ny diavolana
8  [2.471] diavolana mangoratsaka no niainganay teo an-tseranan' i Toamasina, mba hanjono any afovoan-dranomasina any
Voambolana  9  Haikintana
Singan-teny  10  volana
Kamban-teny 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny diavolana io

Fivaditsoratra  16  adilovana, diavolana, voadilana, voaladina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21