Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : diavolana | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mitoto vary diavolana, ka maka fanahy ny akoho. [2.415 #3712, 2.558 #2483, 2.653 #1890, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Tsy tokony hatao ny mitondra ny sasany amin' ny fakampanahy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Piler du riz au clair de lune, c' est tenter les poules. [2.415 #3712] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On répand des grains en dehors du mortier parce qu' on y voit mal ; ce proverbe se disait des occasions. [2.415 #3712] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Mpamosavy vao mpianatra ka mandeha diavolana. [2.415 #164, 2.558 #2569, 2.653 #1956] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Sorcier encore inexpérimenté : il a tellement hâte de faire son sabbat qu'il y va même par un clair de lune. [2.415 #164] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens passionnés ou des gens inexpérimentés et maladroits. [2.415 #164] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Na matoky mazava aza tsy hanahy vary diavolana! [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Ny diavolan- Ny diavolan- | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le clair de lune sera long et les jeux dureront encore longtemps. [2.165 #2275, 2.415 #5568] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Sola mielo diavolana, tsy tahotry ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Tanora nahita diavolana, ka ny an-tanana aza tsy zaka. [2.558]
Tanora nahita diavolana: ny an-tanana aza tsy zaka. [2.653 #3019] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Totohondry diavolana : izay mazava ray ihany no voa. [2.558 #280]
Totohondry diavolana : ny mazavaray ihany no voa. [2.165 #2038, 2.415 #3524, 2.653] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Des coups de poing au clair de lune: seuls ceux qui ont le front découvert en sont atteints. [2.165]
Pugilat au clair de lune : c' est celui qui a le front large et brillant qui est frappé. [2.415 #3524] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Parce que, comme ils ont le front découvert et brillant, ce sont eux qu' on voit le mieux. [2.165]
Se disait des gens donnant prise à la dispute. [2.415 #3524] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Toto vary diavolana : miala | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||