| Teny iditra | 1 dihibridisma |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fampivadiana taranaka iray sokajy nefa samy hafa karazana mba hahazoana taranaka vaovao; ohatra: dokotra + gana -> sarin-dokotra
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 dihybridisme
[1.13] |
| Voambolana | 5 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 6 tranga roa fiavahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|