Teny iditra dihim-bazaha (dihy, vazaha)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy kilalao fanaon' ny ankizivavy: mitsambikina amin' ny tady izay ahoatra ny loha ary ampandalovina ambanin' ny tongotra [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2009/02/23