|
|
|
|

Teny iditra1  dihim-bazaha
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] kilalao fanaon' ny ankizivavy: mitsambikina amin' ny tady izay ahoatra ny loha ary ampandalovina ambanin' ny tongotra
Voambolana  4  Kilalao
Singan-teny  5  dihy, vazaha

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07