Teny iditra (1/3) | 1 dika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taimoro, Taisaka]
dia 4 [1.1] Enti-milaza fihoarana; tsy fanarahan-dalàna; fakàna tahaka soratra |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.82] [Taisaka]
longueur d'un pas |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 17 dika |
Sokajin-teny | 18 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taimoro, Taisaka]
dingana 20 [1.78] [Bara] lasa |
Fanazavàna teny anglisy |
21 [1.2] See dingina, vikina, vokina 22 [1.7] crossed over |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.82] [Taisaka]
parti, passé 24 [1.8] dont on s'est écarté |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 29 dingina, vikina, vokina |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 35 dika |
Sokajin-teny | 36 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
37 [1.78] [Sihanaka]
faditra |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 39 dika, kadi, kady, kida |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |