|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  doboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a thumping sound, as of a drum
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos
6  [1.8] son de battement, comme d'un tambour
Ohatra  7  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Voambolana  8  Feo
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)16  doboka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  [1.1] Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray.
Sampanteny 
19  Matoantenin' ny mpanao :
20  Matoantenin' ny iharana :
21  Matoantenin' ny fameno :
22  Anarana :
23  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  24  adobok, doboka, kadobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21