Teny iditra | donga vatana fa botry saina | |
Singan-teny | donga ; vatana ; fa ; botry ; saina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ireo zaza mihanta loatra, izay ny vatany mety ho botrefona fa ny saine tsy mitombo na kely akory aza [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |