|
|
|
|

Teny iditra1  dony ny tanin' andriana: izay mifody tsy manana
Singan-teny  2  dony, tany, andriana, izay, mifody, tsy, manana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny fanao rehefa avy manao fanekena na dina, ka ny heviny dia hoe: aoka hodonina ny tanin' ny mpanjaka (taloha ny tany rehetra dia an' ny mpanjaka), ka izay mivadi-panekena, aoka izy ho foan-tanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26