|
|
|
|

Teny iditra1  -drery
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe irery
Ohatra  3  Izay mandeha irery dia mipetra-drery tahaka ahy [2.4#96]
4  isika olona kosa ka tsy ampy hery maningan-drery [2.245#57]
5  ny anjaran' i Benjamina dia indimy hoatra ny anjaran-drery tamin' izy rehetra [2.996]
6  Ny fanambarana dia azo atao amin' ny anaran' olon-drery, na fikambanana, na fokonolona, na faritany [2.272#245]

Fivaditsoratra  7  drery, -drery

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08