|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  efitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a partition ; a border or boundary
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire)
6  [1.8] cloison, séparation
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Tovy hevitra  12  efitse
Kamban-teny 
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny efitra io

Teny iditra (2/2)20  efitra
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.78] [Taimoro] faritra
23  [1.1] Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika.
24  [1.13] tany karankaina tsy misy mponina
Fanazavàna teny anglisy  25  [1.7] a desert, a wasteland
Fanazavàna teny frantsay  26  [1.3, 1.8, 1.13] désert
27  [1.3] pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar
28  [1.8] terre inhabitée
Sampanteny 
29  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  33  aefitr, afetri, afetry, atrefi, efitra, ferita, fietra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21