|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  ela-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe elatra
Ohatra  3  misalasala miela-misintaka ny ela-papango [2.857]
4  Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437]

Teny iditra (2/4)5  ela
Sokajin-teny  6  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  7  Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany
8  Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao?
9  Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany
10  Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  Mpamaritra :
18  Tambinteny :
Kamban-teny 
Lohateny 

Teny iditra (3/4)25  ela
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny frantsay  27  appellation botanique: Schizolaena [2.612]
Voambolana  28  Haizavamaniry: hazo

Teny iditra (4/4)29  Elà
Sokajin-teny  30  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  31  Elah [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  32  Ela [2.996]
Voambolana  33  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  34  Toko sy andininy momba Elà
Tsanganana sy sary iray takila  35  Fitanisana

Fivaditsoratra  36  ale, ela-

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22