|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  elo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Zavatra vita amin' ny lamba ho aro amin' ny hainandro na ny ranonorana: Velaro haingana ny elo fa avy ny orana [1.1]
4  trano heva [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  a parasol or umbrella [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  parasol, parapluie [1.8]
7  petit hangar, chalet; parapluie [1.13]
Ohatra  8  elo manga miofon'andro ambony loha; [1.257]
9  Nijanona teroa Mangabe izy, dia novelariny ny elo mena. [2.508]
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny mpanao :
11  Matoantenin' ny iharana :
12  Matoantenin' ny fameno :
13  Anarana :
14  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)17  elo
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  fialonana [Taimoro] [1.78]
Voambolana  20  Ontam-po

Teny iditra (3/4)21  elo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23  aretina [Taisaka] [1.78]
24  aretina: Tañala hafa no mañelo andoha ka i Boto ñ'mifehy loha (Tanala hafa no marary an-doha ka i Boto no mifehy loha) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  25  maladie (en général) [Taisaka] [1.82]
Voambolana  26  Fahasalamana

Teny iditra (4/4)27  elo
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  fanahy [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  30  elo, leo, ole

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25