Teny iditra | 1 enimpolo |
Singan-teny | 2 enina, folo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] Sixty |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.5] Soixante |
Isam-pirenena |
6 [3.1] 60 |
Ohatra |
7 [2.356] Tonga koa Dokotera Raseta Joseph. Ny nahagaga taminy dia ny heriny, herin-tena, herin-tsaina. Lehilahy efa enimpolo taona izy tamin' ny izay |
Voambolana |
8 Matematika: rafitrisa |
Tsanganana sy sary iray takila |
9 Ny isa |
Lahatsoratra |
10 Andriamihaja: Fanisana vaovao |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |