|
|
|
|

Teny iditra1  enimpolo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  3  [3.1] Sixty
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.5] Soixante
Isam-pirenena  5  [3.1] 60
Ohatra  6  [2.356] Tonga koa Dokotera Raseta Joseph. Ny nahagaga taminy dia ny heriny, herin-tena, herin-tsaina. Lehilahy efa enimpolo taona izy tamin' ny izay
Voambolana  7  Matematika: rafitrisa
Singan-teny  8  enina, folo
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny isa
Lahatsoratra  10  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08