Teny iditra enin > enina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Six [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Six [1.3, 1.5, 1.8]
Marika iraisam-pirenena  6
VI [3.1]
Ohatra 
1Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona [2.59]
2Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina [2.471]
3Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny [4.27]
4Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka [2.445]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : enina, enin', enin-, enim-, eni-
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra 

Teny iditra enin > enina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahazo ny anjara sahaza ny tena: Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
Ohatra Kibobo tsy enina ny vary va aho
ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra enin > eny
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika
Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
Fanazavàna teny anglisy There, not too far away (in sight); [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] [ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
 Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
Ohatra Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : eny
Ny lasa : teny
Sampanteny 
Kamban-teny 
Mpanahaka  etỳ ~ eto ~ eo ~ etsy ~ eny ~ eroa ~ erỳ
  atỳ ~ ato ~ ao ~ atsy ~ any ~ aroa ~ arỳ

Teny iditra enin > eny
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona
Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Yes [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Oui [1.8]
Ohatra Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano. [2.5]
Tovy hevitra eka ~ ekany ~ ia
Kamban-teny 
Zanakanarana Eny, alina (Zanamihoatra Randja)

Teny iditra enin > eñy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fijanonana [1.78]
Sampanteny 
 
Ohabolana 

Teny iditra enin > eny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Six [1.82]

Teny iditra enin > eny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné). Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en Imerina. On en amenait le bois de fort loin. [1.196]