Teny iditra |
enin > eny
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza toerana lavitra nefa tazana: Hitanao irỳ tendrombohitra irỳ, andeha hitsangantsangana eny isika Manondro toerana ankarihary: Rehefa mandeha eny an-tsena ianao... [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | There, not too far away (in sight); [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
[ eñy ] Là-bas, vers, à [1.82]
|
| Là-bas, pas bien loin, visible [1.8]
|
Ohatra | Eo am-pidinana ihany na eny an-dalana dia raisiko ny ahy.
[2.4]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
eny |
Ny lasa : |
teny |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|
Teny iditra |
enin > eny
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina manaiky, entina milaza fa ekena izay lazaina amin' ny tena: Handeha hiaraka amiko ve ianao? Eny, raha tsy misy ny sampona Amin' ny fitenimparitra samihafa: Ekany, eka, ia [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Yes [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Oui [1.8]
|
Ohatra | Eny, hoy Ndriana niankin-drindrina tery anjorontrano.
[2.5]
|
Tovy hevitra | ~ ~ |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
enin > eñy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fijanonana [1.78]
|
Sampanteny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
enin > eny
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka]
Six [1.82]
|
|
Teny iditra |
enin > eny
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Merina]
(de l'adverbe eny : au loin, dans un endroit éloigné).
Arbre indéterminé qui ne poussait qu'au loin ; inconnu en
Imerina.
On en amenait le bois de fort loin.
[1.196]
|
Voambolana |

enin > enina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Dimy ampiana iray: Enim-bolana ny tapa-taona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Six [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Six [1.3, 1.5, 1.8]
|
Marika iraisam-pirenena | 6
VI
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Angamba tokony ho fahatelony io enin'arivo io no sisa velona
[2.59]
|
2 | Tokony ho tamin' ny enina hariva izahay nondao an' i Toamasina
[2.471]
|
3 | Ao anatin' ny enim-bolana nametrahana ny kaonty no amoahany ny heviny
[4.27]
|
4 | Na izany aza anefa ny fahasahirananay dia mba manana ny tranonay izahay eni-mianaka
[2.445]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Tsotra : |
enina,
enin',
enin-,
enim-,
eni- |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-poko |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Lahatsoratra |
|
Teny iditra |
enin > enina
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mahazo ny anjara sahaza ny tena:
Enin-kaja izahay, tompoko, amin' izao fandraisana ataonareo izao ka misaotra indrindra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Qui a sa part, pourvu, participant [1.3]
|
Ohatra | Kibobo tsy enina ny vary va aho ka hanery ny vato madinika?
[2.131]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|