Teny iditra | 1 entanina |
Fototeny | 2 entana |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] aingaina, bataina hetsehina tampotampoka |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] qu'on soulève, qu’on transporte que la joie ou la peur fait tressaillir, saisi de douleur |
Ohatra |
6 noentaniny mbola tsy ritra ny vary [1.1] 7 noentanin' ny hambompo izy ka nahavita zavatra tsy nampoizina [1.1] 8 tsy azoko entanina io vata io (je ne puis pas soulever cette caisse) [1.3] 9 nentanin' ny hafaliana ny foko (mon coeur tressaillit de joie) [1.3] 10 nentanin'ny tahotra aho (je tressaillis de peur) [1.3] 11 nentanin' ny alahelo aho, raha nandre ny raiko maty (j’ai été saisi de douleur en apprenant la mort de mon père) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny entanina io |
Fivaditsoratra | 18 antenain, entanina, ientanan, nantenai, nientana, nitenana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |