|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1  erana
Fototeny  2  era
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/6)9  erana
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy;
-- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo;
-- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko;
-- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao?
Fanazavàna teny anglisy  12  [1.7] a full measure
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.8] mesure pleine; ce qui est possible
Haiendriteny 
14  Tsotra :
Sampanteny 
15  Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny 

Teny iditra (3/6)22  erana
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny malagasy  24  [1.78] [Sihanaka] harim-bilany, molaly

Teny iditra (4/6)25  eraña
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27  [1.13] erana

Teny iditra (5/6)28  erana
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.13] espace
Voambolana  31  Matematika: alijebra
Kamban-teny 

Teny iditra (6/6)43  erana
Sokajin-teny  44  anarana
Fanazavàna teny frantsay  45  [1.196] (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang). Nom de divers cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture. Ce sont notamment :
Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. [Betsimisaraka]
46  [Tanosy] Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.;
Cyperus dives Delile (Cyperaceae) .
Voir aussi herana.
Voambolana  47  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  50  anera, eraña, erana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/05