|
|
|
|

Teny iditra1  erotra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Feo hafahafa mivoaka avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina rehefa matory.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a snore
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] ronflement
Voambolana  6  Fahasalamana
7  Feo
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  12  erotra, reotra

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21