|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  fa-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe fatra

Teny iditra (2/7)3  fa~
Sokajin-teny  4  tovona

Teny iditra (3/7)5  fa
Sokajin-teny  6  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  7  Mitovy hevitra amin' ny nefa, saingy: Kely vatana izy, fa matanjaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8  but [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  mais [1.8]
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  15  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (4/7)16  fa
Sokajin-teny  17  mpampitohy
Fanazavàna teny malagasy  18  Mitovy hevitra amin' ny satria: Tsy afaka hiasa aho anio fa manavy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19  for, therefore, because, that. Tandremo, fa masiaka ny omby: take care, for the ox is fierce. Be, fa mangidy: much but bitter. Milaza fa handeha izy: he says that he will go. [1.2]
20  for, therefore, because [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  21  car. Tsy nianatra izy fa narary: il n'a pas étudié car il était malade [1.12]
22  car, parce que [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny mpampitohy rehetra

Teny iditra (5/7)24  fa
Sokajin-teny  25  tambinteny
Fanazavàna teny frantsay  26  déjà [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Tsanganana sy sary iray takila  27  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (6/7)28  fa
Sokajin-teny  29  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  30  efa [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  31  a contraction of efa [Provincial] [1.2]

Teny iditra (7/7)32  fa
Sokajin-teny  33  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  34  Ny feo fahefatra amin' ireo ambaratongam-peo fito amin' ny gama [1.1]
Voambolana  35  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Sary 
36 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/26