|
|
|
|

Teny iditra1  fadimbolana
Singan-teny  2  fady, volana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fahataitairan' ny bibivavy mitady lahy
Teny enti-milaza ny andro ahatongavan' ny fotoanan' ny vehivavy, izay atao koa hoe ny isam-bolana
5  [1.13][fadim-bolana] fahatongavan'ny fotoan'ny vehivavy miverina isam-bolana raha tsy bevohoka izy
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.13] règles, menstruations, menstrues
Voambolana  7  Haiaina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07