Teny iditra | 1 fafani-mondry |
Singan-teny | 2 fafa, mondry |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] (fafanimondry) ilazana zavatra maro nisy nangalatra na nipaoka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [mondry, minus a finger or ear.] Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. |
Mpanahaka | 6 mamafa, mifafa, mamaoka, mifaoka, manala loto, mafafa, fafam-bolontondro, fafanimondry, lany, jifa, majifa, najifa, fongana, tapitra, tsy misy miangana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |