Teny iditra | 1 fahadisoana |
Fototeny | 2 diso |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] error, guilt 5 [1.2] criminality, failure, deficiency 6 [1.7] a mistake |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3#108, 1.8] faute 8 [1.3#108] culpabilité 9 [1.8] erreur |
Ohatra |
10 Tsaroako izao ny fahadisoako [2.996] 11 Moa ahy irery ve ny fahadisoana? [2.499#58] 12 Dray, fahadisoanao be mihitsy izany [2.472] 13 Inona no fahadisoan' Andriamasinavalona? [2.113#29] 14 fa raha maro sahanina hianao, tsy hilaozam-pahadisoana [2.996] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 17 hadisoana |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |