| Teny iditra | 1 fahafoizana |
| Fototeny | 2 foy |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Ohatra |
4 ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina
[2.48#568]
5 Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996] |
| Haiendriteny |
|
| Fikambanana | 8 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|