Teny iditra | fahakinga (kinga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | |
Tovy hevitra | hakinga ~ hakingana ~ fahakingana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |