Teny iditra | hakingana (kinga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | cleverness, quickness [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | adresse [Hallanger 1974, SLP 1986] | |
habileté [Hallanger 1974] | ||
rapidité, agilité [SLP 1986] | ||
Teny mitovy hevitra | hakinga ~ fahakinga ~ fahakingana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |