|
|
|
|

Teny iditra1  fahamasinana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahamboniana noho ny toetra na hery masina ananana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#223] Vertu, efficacité, sainteté.
Ohatra  5  [2.996#] Tsy miova ny teny vavolombelonao, ny fahamasinana no mendrika ny tranonao;
6  [2.324#] Izao fahoriana toa mila hanimba ny fonao izao, noho ny fandaozako anao, dia toy ny ranonorana vao mainka hampamelatra ny maha-olombelona anao, dia ny toe-panahy feno fitiavana sy fahadiovana ary fahamasinana.
Fototeny  7  masina

Fivaditsoratra  8  fahamasinana, hanamafisana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21